Hebrio 12:2

2Aoka isika hifantoka tsara amin'i Jesoa, Izay loharanon'ny finoantsika hatreo am-boalohany ka hatramin'ny farany. Niaretan'i Jesoa ny namonoana Azy teo amin'ny hazofijaliana fa tsy nitandroany henatra, satria tsinjony sahady ny hafaliana natao ho azony; ka izao Izy efa mipetraka eo ankavanan'ny sezafiandrianan'Andriamanitra.

Share this Verse:

FREE!

One App.
1574 Languages.

Learn More