Hebrio 12:11

11Rehefa faizina isika, dia heverintsika ho zavatra mampahory fa tsy mahafaly izany eo no ho eo; fa atỳ aoriana, ny olona tinaiza tamin'izany famaizana izany vao mahita ny voka-tsoany: dia fiadanana vokatry ny fitondrantena mahitsy.

Share this Verse:

FREE!

One App.
1555 Languages.

Learn More