Hebrio 10:8

8Voalohany indrindra dia hoy i Kristy: "Tsy nilainao sady tsy sitrakao ny sorona sy ny fanatitra, ary ny biby dorana eo amin'ny alitara sy ny sorona ho fanalana ny ota"; kanefa ireo rehetra ireo dia natolotra araka ny lalàna avokoa.

Share this Verse:

FREE!

One App.
1599 Languages.

Learn More