Hebrio 10:29

29Hanao ahoana kosa àry izay manao tsinontsinona ilay Zanak'Andriamanitra sy mihevitra fa ny ra iorenan'ny Fanekempihavanana sady nanadiovana azy dia tsy misy hasiny ary maniratsira ny Fanahy Masina nandraisany fahasoavana? Hanao ahoana ny hamafin'ny fampijaliana heverinareo fa tokony hihatra aminy?

Share this Verse:

FREE!

One App.
1537 Languages.

Learn More