Hebrio 10:1

1Tsy fanehoana ny tena izy tsy akory ny lalàna jiosy, fa tandindon'ny zava-tsoa ho avy. Tsy mahatanteraka velively ny olona manantena an'Andriamanitra ny lalàna jiosy, na dia naverimberina isan-taona hatrany hatrany aza ny fanolorana ireo sorona ireo.

Share this Verse:

FREE!

One App.
1550 Languages.

Learn More