Galata 3:8

8Tsinjon'ny Soratra Masina rahateo fa ny finoana no hankatoavan'Andriamanitra ny hafa firenena ho marina; noho izany, dia nambaran'ny Soratra Masina mialoha tamin'i Abrahama izao hafatra mahafaly izao: "Ao aminao no hombàn'Andriamanitra fitahiana ny firenen-drehetra!"

Share this Verse:

FREE!

One App.
1002 Languages.

Learn More