Galata 3:19
19 Inona àry no anton'ny lalàna? Ny lalàna dia zavatra natovana mba hampiharihary ny fandikan-dalàna, mandra-piavin'ilay taranaka iantefan'ny fampanantenana. Fa ny lalàna dia natolotr' anjely teo an-tanan'ny mpanalalana anankiray;
Get the App!
Download the FREE Bible.is app for your iPhone, iPad, or Android device.
View in theApp Store