Galata 3:16

16Tamin'i Abrahama sy tamin'ilay taranany kosa no nilazan'Andriamanitra ny fampanantenana. Ary ny Soratra Masina dia tsy manao hoe "tamin'ireo taranany", toy ny nanondro maro; fa hoe "tamin'ilay taranakao", toy ny manondro tokana: dia i Kristy izany.

Share this Verse:

FREE!

One App.
989 Languages.

Learn More