Galata 3:14
14 Izany no nihatra tamin'i Kristy dia mba hahatafita amin'ireo hafa firenena tafaray amin'i Kristy Jesoa ny fitahiana efa nampombain'Andriamanitra an'i Abrahama ary koa mba handraisantsika roa tonta, amin'ny alalan'ny finoana, ilay Fanahy Masina nampanantenain'Andriamanitra antsika!
Get the App!
Download the FREE Bible.is app for your iPhone, iPad, or Android device.
View in theApp Store