Galata 3:10

10Fa izay rehetra miantehitra amin'ny fanatanterahana ny lalàna dia ianjadian'ny ozona, satria izao no voalazan'ny Soratra Masina: "Voaozona izay rehetra tsy maharitra manatanteraka ny zavatra rehetra voasoratra ao amin'ny bokin'ny lalàna."

Share this Verse:

FREE!

One App.
1599 Languages.

Learn More