Kôlôsianina 2:8
8 Mitandrema fandrao misy mahalasa anareo ho babony amin'ny fahendren'olombelona sy ny famitahana foana: ny fampianarana ampitain'olombelona sy ny herin-javatr'izao tontolo izao no iorenan'izany fa tsy i Kristy;
Get the App!
Download the FREE Bible.is app for your iPhone, iPad, or Android device.
View in theApp Store