Kôlôsianina 2:20

20Niara-maty tamin'i Kristy ianareo sady afaka tamin'ny herin-javatra mangeja an'izao tontolo izao. Koa nahoana ianareo no miaina toy ny mbola voafehin'izao tontolo izao? Ary nahoana ianareo no mety hoteren'olona amin'ny fitsipika toy ny hoe:

Share this Verse:

FREE!

One App.
1551 Languages.

Learn More