Kôlôsianina 2:18

18Aoka tsy hisy olona hisakana anareo tsy hahazo ny amboara, ka hitaona anareo hanana fanetrentena haitraitra sy hivavaka amin'ny anjely. Manindrahindra ny fahitana azony ry zareo ka mieboebo tsy amin'antony, noho ny fisainany baikoin'ny maha olombelona azy.

Share this Verse:

FREE!

One App.
1597 Languages.

Learn More