Asan’ny Apôstôly 7:8

8Ary nanao fanekempihavanana tamin'i Abrahama Andriamanitra ka ny famorana no famantarana izany. Dia izany no namoran'i Abrahama an'i Itsehàka zanany rehefa niherina ny andro niterahany azy, sy namoran'i Itsehàka an'i Jakôba, ary namoran'i Jakôba an'ireo razambe 12 mirahalahy.

Share this Verse:

FREE!

One App.
1597 Languages.

Learn More