Asan’ny Apôstôly 7:45

45Dia mbola noraisin'ireo razantsika tafaraka tamin'i Josoa ilay tranolay ary nentiny niditra tao amin'ny tany fananan'ireo hafa firenena; fa noroahin'Andriamanitra teo anoloan'ny razantsika manko ireo hafa firenena. Tao hatrany ilay tranolay mandra-pahatongan'ny andro nanjakan'i Davida.

Share this Verse:

FREE!

One App.
859 Languages.

Learn More