« Continue Reading Asan’ny Apôstôly 7:43 in the Bible

Asan’ny Apôstôly 7:43

  43  Tsia, fa nolanjainareo kosa ny tranolain'ny sampy atao hoe Môlôka sy ny sarin'ilay andriamanitrareo mitarehin-kintana atao hoe Refàna, dia ireo endri-javatra vitan'ny tananareo mba hivavahana. Noho izany, dia hataoko lasan-ko babo any an-dafin'i Babilôna ianareo."

Get the App!

Download the FREE Bible.is app for your iPhone, iPad, or Android device.

View in the
App Store