Asan’ny Apôstôly 7:42
42 Niambohoan'Andriamanitra kosa ny vahoakany ka navelany hivavaka amin'ny masoandro sy kintana amam-bolana, araka izay voalazan'ny Soratra Masina ao amin'ny bokin'ny mpaminany hoe: "Ry vahoaka Israely, nitondra sorona amam-panatitra ho Ahy ve ianareo, nandritra ny efapolo taona tany an-taniefitra?
Get the App!
Download the FREE Bible.is app for your iPhone, iPad, or Android device.
View in theApp Store