Asan’ny Apôstôly 7:38

38Rehefa vory ho fiangonana tany an-taniefitra ny vahoaka Israely, dia i Mosesy no teo anelanelan'ireo razantsika sy ilay anjely niteny taminy tany an-tendrombohitra Sinay; ka izy no nandray ny teny mahavelona avy amin'Andriamanitra mba homena antsika.

Share this Verse:

FREE!

One App.
1550 Languages.

Learn More