Asan’ny Apôstôly 7:35

35Io ilay Mosesy nolavin'ny Israelita ka nataony hoe: "Iza no nanendry anao ho mpifehy sy ho mpitsara anay?", kanefa nirahin'Andriamanitra ho mpifehy sy mpanavotra, nombàn'ny herin'ilay anjely niseho taminy tanatin'ny roimemy.

Share this Verse:

FREE!

One App.
1551 Languages.

Learn More