Asan’ny Apôstôly 7:2

2Dia novaliany hoe: --Ianareo rahalahy sy ianareo ray aman-dreny, henoy aho. Ilay Andriamanitra be voninahitra dia niseho tamin'i Abrahama razantsika fony izy tany Mezôpôtamia fa mbola tsy nifindra monina tany Haràna.

Share this Verse:

FREE!

One App.
1550 Languages.

Learn More