Asan’ny Apôstôly 24:22

22Fantatr'i Feliksa mazava tokoa ny amin'ity lalana nosoritan'Andriamanitra ity ka dia nahemony ho aoriana ny fanohizana ny fitsarana sady noravany izy rehetra nilazany hoe: --Rehefa tafidina atỳ i Lisia komandy, dia hanapa-kevitra momba ny raharahanareo aho.

Share this Verse:

FREE!

One App.
859 Languages.

Learn More