Asan’ny Apôstôly 24:2

2Nantsoina i Paoly ary dia nampangain'i Tertòly toy izao: --Andriamatoa governora hajaina, ianao no isian'izao fandriampahalemana tonga lafatra iadananay izao, ary ny fitondranao feno fahendrena no mahatonga ireo fivoarana mahasoa ity firenena ity.

Share this Verse:

FREE!

One App.
1550 Languages.

Learn More