Asan’ny Apôstôly 24:14
14 Ekeko eto anatrehanao kosa fa manompo ny Andriamanitry ny razanay aho amin'ny anarahako ny lalana nosoritan'Andriamanitra, izay lazain'ireo hoe diso. Izaho anefa dia mino izay rehetra voasoratra ao amin'ny bokin'ny lalàna sy ny mpaminany.
Get the App!
Download the FREE Bible.is app for your iPhone, iPad, or Android device.
View in theApp Store