Asan’ny Apôstôly 18:6

6Kanefa nanohitra sy nanevateva azy ry zareo; ka dia nanopakopa-damba i Paoly sady nanao taminy hoe: --Anareo ny andraikitra raha toa ka manalavitra an'Andriamanitra ianareo, fa afaka adidy aminareo aho. Manomboka anio dia any amin'ny hafa firenena no halehako.

Share this Verse:

FREE!

One App.
1002 Languages.

Learn More