Asan’ny Apôstôly 18:27

27Avy eo dia nanam-paniriana ho any Akaîa i Apôlao; ka nampirisika azy ny havana iray finoana sady nanoratra taratasy ho an'ny mpianatra amin'io faritany io mba handraisany azy tsara. Nony tafapaka tany i Apôlao, dia nanampy tokoa ireo olona efa niasan'ny fahasoavan'Andriamanitra ka tonga mpino;

Share this Verse:

FREE!

One App.
859 Languages.

Learn More