Asan’ny Apôstôly 18:18

18Mbola tafajanona elaela tao Kôrinto i Paoly. Avy eo dia nanao veloma ny havana iray finoana izy ka niondrana nankany Siria, niarahan-dry i Prisila sy i Akoilà. Talohan'ny hiondrana, dia niharatra volon-doha tao Senkrea i Paoly, satria nisy voady nataony.

Share this Verse:

FREE!

One App.
1573 Languages.

Learn More