Asan’ny Apôstôly 13:46
46 Feno fahasahiana kosa i Paoly sy i Barnabà ka niteny taminy hoe: --Ianareo aloha no tsy maintsy nitoriana ny tenin'Andriamanitra. Nolavinareo anefa izany ary ohatra ny ataonareo ho tsy mendrika ny fiaina-maharitra mandrakizay ny tenanareo, koa indro hitodika hankany amin'ny hafa firenena izahay.
Get the App!
Download the FREE Bible.is app for your iPhone, iPad, or Android device.
View in theApp Store