« Continue Reading Asan’ny Apôstôly 13:38 in the Bible

Asan’ny Apôstôly 13:38

  38  Ry havako, izao àry no aoka ho fantatrareo: amin'ny alalan'i Jesoa no itoriana famelan-keloka aminareo. Tsy nanafaka ny helokareo velively ny lalànan'i Mosesy ary tsy nahatonga anareo ho olo-marina eo anatrehan'Andriamanitra; fa ao amin'i Jesoa, izay rehetra mino dia afaka amin'ny heloka rehetra ary tonga olo-marina eo anatrehan'Andriamanitra.

Get the App!

Download the FREE Bible.is app for your iPhone, iPad, or Android device.

View in the
App Store