Asan’ny Apôstôly 13:33
33 Ny zavatra efa nampanantenain'Andriamanitra tamin'ny razantsika dia notanterahin'Andriamanitra tamintsika ankehitriny, fony Izy nanangana an'i Jesoa ho velona, araka izay voalazan'ny Soratra Masina ao amin'ny Salamo faharoa hoe: "Zanako Ianao, Ray niteraka Anao Aho manomboka anio."
Get the App!
Download the FREE Bible.is app for your iPhone, iPad, or Android device.
View in theApp Store