Asan’ny Apôstôly 13:22

22Nesorin'Andriamanitra i Saoly, fa notendreny ho mpanjakan'izy ireo kosa i Davida, ilay nijoroany ho vavolombelona ka nilazany hoe: "Efa hitako i Davida, zanak'i Jisay; lehilahy araka izay niriko i Davida ka hanatontosa ny sitrapoko rehetra."

Share this Verse:

FREE!

One App.
1599 Languages.

Learn More