Asan’ny Apôstôly 13:15

15Nony vita ny famakiana ny teny tao amin'ny bokin'ny lalàna sy ny bokin'ny mpaminany, dia nanirahan'ireo lohandohan'ny sinagôga olona izy roa lahy hilaza aminy hoe: --Ry havana, azonareo atao izao ny miteny raha manana teny fampaherezana holazaina amin'ny vahoaka mpiangona ianareo.

Share this Verse:

FREE!

One App.
1594 Languages.

Learn More