Asan’ny Apôstôly 13:11

11Ankehitriny, indro hasian'ny tanan'ny Tompo ianao ka ho jamba tsy hahita ny fahazavan'ny masoandro mandritra ny fotoana voafetra. Niaraka tamin'izay dia sarona haizina ny mason'i Elimà, ka niraparapa izy nitady olona hitantana azy.

Share this Verse:

FREE!

One App.
859 Languages.

Learn More