Asan’ny Apôstôly 13:10

10sady nanao hoe: --Ry ilay andevozin'ny devoly ity! Feno fitaka sy faharatsiana isan-karazany ianao, ary mpanohitra ny marina rehetra nosoritan'Andriamanitra! Mbola te hisompatra foana ny lala-mahitsin'ny Tompo ve ianao?

Share this Verse:

FREE!

One App.
1002 Languages.

Learn More