« Continue Reading Asan’ny Apôstôly 13:1 in the Bible

Asan’ny Apôstôly 13:1

  1  Nisy mpaminany sy mpampianatra maro tao amin'ny Fiangonana tany Antiôkia: dia i Barnabà, i Simehôna (izay atao hoe Imainty), i Losio avy any Sirena, i Manahema (izay niolo-nono sy niara-nilalao tamin'i Herôda mpanjaka) ary i Saoly.

Get the App!

Download the FREE Bible.is app for your iPhone, iPad, or Android device.

View in the
App Store