Asan’ny Apôstôly 10:41

41tsy tamin'ny vahoaka ankapobeny fa taminay vavolombelona efa notendren'Andriamanitra mialoha hanambara an'i Jesoa. Niara-nihinana sy nisotro taminy izahay taorian'ny nananganan'Andriamanitra Azy ho velona avy any amin'ny maty;

Share this Verse:

FREE!

One App.
1597 Languages.

Learn More