Asan’ny Apôstôly 10:28
28 Dia hoy izy tamin'ireo: --Fantatrareo fa ny Jiosy dia raran'ny fivavahany tsy hifanerasera amin'ny hafa firenena na hiditra ao an-tranony. Nefa nasehon'Andriamanitra tamiko fa tsy misy olona azoko atao hoe maloto na tsy mendrika hifaneraserana.
Get the App!
Download the FREE Bible.is app for your iPhone, iPad, or Android device.
View in theApp Store