Asan’ny Apôstôly 10:22

22Dia hoy izy telo lahy: --Iraky ny kapiteny Kôrnely izahay. Izy dia lehilahy tia rariny sady mpanaja an'Andriamanitra no tsara laza amin'ny Jiosy rehetra. Notoroan'ny anjely masina hevitra izy mba hampaka anao ho any an-tranony ary hihaino izay zavatra hambaranao aminy.

Share this Verse:

FREE!

One App.
1550 Languages.

Learn More