Asan’ny Apôstôly 10:17

17Raha mbola nieritreritra izay tokony ho hevitr'ilay fahitana niseho taminy teo i Petera, dia tonga ireo irak'i Kôrnely. Nanontany tamin'olona izay tranon'i Simôna mpandon-koditra izy telo lahy ary efa migadona eo am-bavahady.

Share this Verse:

FREE!

One App.
1556 Languages.

Learn More