2 Tesalônisianina 1:10

10amin'ilay andro hahatongavan'ny Tompo mba homen'ny vahoakany voninahitra sady higagan'izay rehetra mino Azy. Ho isan'ireto hanome voninahitra ny Tompo ireto koa ianareo, satria nino ny fijoroanay ho vavolombelona nanambara Azy taminareo.

Share this Verse:

FREE!

One App.
1550 Languages.

Learn More