2 Tesalônisianina 1:1

1Avy amiko Paoly ity taratasy ity. Mamangy anareo isan'ny Fiangonana atỳ Tesalônika, izay tafaray amin'Andriamanitra Raintsika sy i Jesoa Kristy Tompo, aho. Mamangy anareo koa i Silasy sy i Timôty.

Share this Verse:

FREE!

One App.
1550 Languages.

Learn More