2 Kôrintianina 6:6

6Ahariharinay fa mpanompon'Andriamanitra izahay amin'ny fahadiovan'ny toetranay, amin'ny fahalalànay, amin'ny faharetanay, amin'ny hamoram-ponay, amin'ny Fanahy Masina manentana anay, amin'ny fitiavana tsy mihatsaravelatsihy asehonay,

Share this Verse:

FREE!

One App.
1002 Languages.

Learn More