2 Kôrintianina 6:2

2Fa hoy Andriamanitra ao amin'ny Soratra Masina: "Tamin'ny fotoana mety, dia namaly ny antsonao Aho; ary tamin'ny androm-pamonjena, dia tonga namonjy anao Aho." Indro ankehitriny no fotoana mety amin'Andriamanitra; indro ankehitriny no androm-pamonjena.

Share this Verse:

FREE!

One App.
1574 Languages.

Learn More