2 Kôrintianina 6:16

16Ahoana no hifandraisan'ny tempolin'Andriamanitra amin'ny sampy? Fa isika no tempolin'Andriamanitra velona, araka ny voalazan'Andriamanitra hoe: "Honina eo aminy Aho ary handeha eo afovoany, dia ho Andriamaniny Aho ary izy ireo ho vahoakako."

Share this Verse:

FREE!

One App.
1597 Languages.

Learn More