2 Kôrintianina 13:4

4Voahombo tamin'ny hazofijaliana i Kristy noho ny fahalemeny, kanefa dia velona kosa izao noho ny herin'Andriamanitra. Miombona amin'ny fahalemen'i Kristy izahay ankehitriny; kanefa hiseho fa velona miaraka amin'i Kristy izahay, ka ny herin'Andriamanitra no hampiharinay aminareo.

Share this Verse:

FREE!

One App.
997 Languages.

Learn More