1 Piera 1:3

3Hankalazaina anie ilay Andriamanitra sady Rain'i Jesoa Kristy Tompontsika! Be famindrampo tokoa Andriamanitra, ka niteraka antsika indray tamin'ny alalan'i Jesoa Kristy Izay natsangany ho velona avy any amin'ny maty. Izany no ananantsika fanantenana mivaivay

Share this Verse:

FREE!

One App.
1599 Languages.

Learn More