1 Piera 1:12

12Nasehon'Andriamanitra tamin'ireo mpaminany fa ny zavatra nomena horaharahainy dia tsy natao ho azy ireo fa natao ho anareo; ary izany zavatra izany dia nampandrenesina anareo ankehitriny, tamin'ny alalan'ireo olona izay nombàn'ny Fanahy Masina nirahina avy tany an-danitra ka nitory ny Vaovao Mahafaly taminareo. Eny, izany zavatra izany aza dia irîn'ireo anjely hodinihina.

Share this Verse:

FREE!

One App.
1584 Languages.

Learn More