1 Piera 1:1

1Avy amiko Petera ity taratasy ity, dia izaho apôstôlin'i Jesoa Kristy. Mamangy anareo olom-boafidin'Andriamanitra aho, dia ianareo mpivahiny miely patrana any amin'ny faritany Pônto, Galatia, Kapadôsia, Azia sy Bitinia.

Share this Verse:

FREE!

One App.
1584 Languages.

Learn More