1 Kôrintianina 15:52

52vetivety foana, indray mipy maso, rehefa maneno ny trompetra farany, dia hovàna avokoa isika rehetra. Satria haneno ny trompetra farany, dia hitsangana velona ireo maty ka tsy ho tratry ny fahalòvana intsony; ary hovàna isika.

Share this Verse:

FREE!

One App.
1599 Languages.

Learn More