1 Kôrintianina 15:50
50 Izao kosa no lazaiko, ry havako: ny olombelona nofo aman-dra dia tsy afaka hanana anjara amin'ny Fanjakàn'Andriamanitra; ary izay tratry ny fahalòvana dia tsy afaka hahazo anjara amin'ny tsy fahalòvana.
Get the App!
Download the FREE Bible.is app for your iPhone, iPad, or Android device.
View in theApp Store