1 Kôrintianina 15:40
40 Misy koa tenan-javatra eny amin'ny habakabaka, ary misy tenan-javatra etỳ an-tany; hafa ny famirapiratan'ireo tenan-javatra eny amin'ny habakabaka, ary hafa ny famirapiratan'ny tenan-javatra etỳ an-tany;
Get the App!
Download the FREE Bible.is app for your iPhone, iPad, or Android device.
View in theApp Store